Vous êtes la bienvenue sur le site d'Animation....

ARRrr...

http://a.ratsimbarajohn.free.fr/

Notre aieul Rainizafimanga

FOMBA MALAGASY

VETSOVETSO...   Hira Hira...

 

- Player en flash

Mettre le player au coin gauche 


Au Zoma Boutique®

 [ Film Gasy ]  [ Video Gasy ]

 

 

Branchez vos écouteurs ...e t cliquez  sur "la Guitara " ! 

Vos chansons préférées ici >>
- Aleoko mandeha (Mada Groove)
- Raha misy tiana (Frère Arthur)
- Vazon'ny tatsambo (Mr Razafy)

 

MELODIE...  FEO-KIRA...

Cliquez sur le titre que vous voulez écouter

Malgache

Malagasy

Française&Etrangère

Classique

Harmonia- Bessa

Mba atsiarovanao ahy - Romul

Afindrafindrao

Iny volana iny - Lalatiana

Omby tsaretindraleva

Vorompotsy

Hira gasy7

Hira gasy8

Hira gasy9

Tanisa...Tanisa

Teninao

Rosily

Rahanof2

Victoire

rytany

PLAIN

sambatra

Rock

Lambada

PowerOfLove-Dion

Aicha-Khaled

printemps4svivaldi

valsesdevienne.mid

 

"HIRA FANEVA ARF"  par Eric Rakotomalala

HIRA FANEVA A. R. F. HIRA FANEVAN'NY FIANAKAVIANA

  TRANO ATSIMO SY AVARATRA

              IZAY TSY MAHALEN-KIALOFANA ;

             ANDEHA ATAON-TSIKA FITARATRA

             NIHARAKA HO TSARA HOFANA

 

Refrain :

 

TARANAKY RAINIZAFIMANGA

NA LAVITRY ANALAMANGA,

ANDAHO HIFANKATIA

ANDAHO HIARA-DIA,

ANDAHO HIRAY HINA,

FA IZAY NO FANIRIANA,

IZAY NO ATAO ANATY

HO VONINAHITRY NY MATY.

 

              SOROKA MIARA-MILANJA

              TONGOTRA MIARA-MAMINDRA ;

              ANDAHO FA LàLANA MANJA

              NY MIARAKA SY MAMPIRINDRA

 

TàNANA HAVIA SY HAVàNANA

IZAY DIDI-MARARY ;

IZANY NO HOE FIHAVàNANA

ILAINTSIKA HANJARY 

 

                                                           Fredy JAOFERA

Dimanche 22 juillet 2001 – 13 h. 45 mn. 10 s.

8 rue de Goncourts 75011 Paris

He Tsara re !

 

He! Tsara re! tsara tokoa !

  Raha ny mpiralahy no miara monina

  miaraka mamonjy fivoriana

  koa miflia re ry mpivory havana ô

  fa fivoriana lehibe re itony

 

Koa andrandrao re ny maso (beso)

  ka jereo ny lanitra e!

  ao dia ao ny fanantenana

  ho antsika vory izao

 

Izahay miantso anao jeso ô !

  manatreha, manatreha

  fivoarianany sy fivavahanay

  amin'ny anaranao irery

 

Manantena ny Mpamonjy (beso)

  manantena ny Mpamonjy

  tsy hody maina akory ianano

  raha manantena ny mpamonjinao

  eny avia ry mpamonjinay

  fa miandry anao izahay

 

Hira Fanevan'ny Fianakaviana

 

Vos idées sont les bienvenues

Pour tous commentaires, suggestions, adressez un e-mail à  : Communication

Retour à l'Accueil