Revenir Page d'Accueil des Actus Rainizafimanga >>

voir

1ère partie : eo iany isika mianakavy ...
"Faly sy ravo daholo ny Mpianakavy... "

Ny Alahady 30 jolay 2006, tany amin'ny 400 raha kely ny Mpianakavy tonga teny Karibotel Manerinerina

Ho an'ny Komity A.R.F, amin'ny alàlan'i Serge.


Faly miarahaba antsika rehetra aty an-dafin'ny riaka indray amin'ny anaran'ny Komity 2005-2007.
Tontosa soamantsara ny Hetsika nomanina androany arak'izao Fandaharam-potoana manaraka izao :
1 - "Fanompoam-pivavahana" ho fiderana an'Andriamanitra sy fangataham-pitahiana ho an'ny Taranak'Itompokolahy RAINIZAFIMANGA sy Itompokovavy RASOAVELO, izay miely eran-tany.
2 - Fizarana Mari-pankasitrahana sy Loka samihafa ho an'ireo "Afa-panadinana tamin'ny Taona 2005", izay miisa 46. 
Ireo Diplaôma dia : Thèse d'Etat, Diplôme d'Expert International, Doctorat en Médecine, D.E.A, Ingénieur, Maîtrise, Licence, Baccalauréat, B.E.P.C./Brevet ary C.E.P.E.
3 - Fiaraha-misakafo

4. - Fanentanana sy Firavoana, izay nizara ho Sehatra 2 :
      a - Anatiny (Chapiteau géant) : "Bal des Jeunes" izay nafanain'ny DJ 2 avy ato amin'ny Fianakaviana
      b - Ivelany : Lalao - Hirahira - Tononkalo - Fanentanana samihafa nataon'ny Komity ho an'ireo "Vatombantony" sy Raiamandreny. Maro ny nandray anjara.

"Bemiray" :

 Les Jeunes et les Moins Vieux - ou Moins Jeunes, c'est selon - en Bal(lés) ....

Nisy teo amin'ny 320 ny isan'ny olona tamin'ny fotoam-pisakafoanana ary mbola maro no tonga taorian'ny sakafo. Izany hoe tany amin'ny 400 raha kely ny Mpianakavy tonga teny. Ao ireo mipetraka eto Dago ary maro koa ireo izay mandalo avy any am-pita maro (Frantsa, Afrika, Angletera, ...).
Nanomboka tamin'ny 10h15 ny fotoana ary nifarana tamin'ny 17h mahery. Teo amin'ny Fitaterana dia nanomana Cars ny Komity ary nisy olona 88 notaterina nandroso sy niverina.

Faly sy ravo daholo na ny Mpianakavy tonga na ny Komity izay nanomana, ary miandrandra ny Hetsika manaraka.
Izay sy izay ny Tatitra fohy sy "vonjimaika" azo nampitaina fa ny Filoha sy ny Komity dia mbola hanome vaovao hafa ihany.
Ireto misy sary vitsivitsy alefa aminareo fa ny hafa mbola ho avy.
Mirary soa ho antsika mianakavy.

 

Hary Raharifidy
V.P ny Fianakavianan i  Itklahy Dr RAJAOFERA

Le "Komity 2005 - 2007" en tenue d'ap...parade

Message   KFTR
1 - News : Pour "Manerinerina", trois de nos "Raiamandreny", à savoir les "Zafikely" encore vivantes ont été présentes : 
- Mama Bebe (Dr Rajaofera / Razafindrasoa) 
- Mama Berthine (Rakotomanga James / Ratsaraibe) 
- Mama Bako (Razafimahazo Gilbert / Ramandresiavona). 
Malheureusement, je n'ai pas de photos d'elles, mais on attendra la réalisation/finalisation des Reportages effectués par les Pros.

2 - Scoop (Si vous ne le savez pas encore ?): En consultant le Site + MadaVôvô du 27 juillet 2006, dans le sujet : "Deux jeunes basketteuses malgaches évoluant en France dans la sélection nationale"
"Sitraka Rajaonera, Fille de Sophie et d'Alexis Rajaonera". Alexis n'est autre que le Frère cadet de notre Président Fredy.
Par ailleurs, indépendamment de notre Famille, "Andrianina Ramanantsoa", est la Fille de Hery Rasolo - le Producteur - Réalisateur de "Tankafatra" - et d'Odile Ramanantsoa.
Quelle coïncidence n'est-ce pas ?...

... Les RainizafiMa....dison !

"Tu seras notre Fierté" chuchote le Président Fredy ; certains Komity se demandant ce qu'il peut bien dire à notre potache !!???

"Qu'ils sont Super nos Certificats,

 et nos Cadeaux Géniaux" dixit les Lauréats

"Pourquoi se déchaînent-ils tous ? On n'est pas là pour "trancer" !!!!"

"Qu'est-ce qu'on s'éclate chez les Rainizafimanga"

Quel contraste avec la photo de Gauche, alors .....

 Photos et  Légendes Hary Raharifidy  (KFTR)                                                                                                     SUITE 2... cliquez ici  >>>     

Revenir Page d'Accueil des Actus Rainizafimanga >>

 

+ de photos sur www.rainizafimanga.com .... patience !!!! 

(Pour le bonheur de tous... 10 pages de photos vont être publiées)

 

Nos Reportages 2006 en Archives

                                                                                                      

  ... Le reportage LaComm' "Hazomanga"  cliquez ici  >>>

                                                                                         ... et un petit tour - Fenoamby avec LaComm'  cliquez ici  >>>

                                                                      ... et un autre tour à la Réception du 26 juin à l'Ambassade  cliquez ici  >>>

... et un encore 1 tour aux Journées de Madagascar à l'Unesco  cliquez ici  >>>

... et un encore encore à La Mer de Sable avec les Rainizafimanga  cliquez ici  >>>